PLAINTE COLLECTIVE

Contacter l'auteur de la pétition

Ce sujet de conversation a été automatiquement créé pour la pétition PLAINTE COLLECTIVE.


Visiteur

#1 STOP ROSEWOOD TRAFFICKING

2012-10-26 05:00

Ny MARINA TSY MBA MATY e!

Visiteur

#2 Smuggling of illegally logged rosewood in Madagascar continues

2012-10-26 06:21

IT takes around 100 years for a rosewood to grow. Let's STOP THIS!!
http://news.mongabay.com/2012/1025-rosewood-smuggling-madagascar.html
Badood

#3 Fa sao dia ny mitady ny marina in-1 no maty aloha eo ...

2012-10-26 14:32

Fa Nadine RAmaroson ve marina ... Diso ve zany izy matoa maty ????

Ireo villageois any Atsimo maty amampolony koa ve zany diso maty ?

Fa sao dia ny mitady ny marina in-1 no maty aloha eo ...?
Zazabe7

#4

2012-11-03 17:10

A votre attention! signalé aussi le génocide qui se dans la commune rurale de befotaka et midongy du sud perpétrer par le col LyLison et ses mercenaires plusieurs enfants et femmes sont mort et village bruler, les villageois crient au secours et les soit disons élus de la zone n' ose pas s’interposer. Ils utilisent des armes lourde à une distance de quelque kilomètre pour atteindre des innocents dont leur lieu d'intervention est à quelque jour de marche ou abrite REMENABILA
Black

#5

2012-11-13 02:10

Misaotra betsaka ry zareo a!tsara be mihintsy ilay hevitra tohanana
marye

#6 natao ho an'iza izany ny HAT ?

2012-12-19 10:29

Eny, ny marina tsy mba maty tokoa, kanefa manome vahana loatra ny ratsy ny fanginana ra zao, aiza ho aiza zany ny HAT @zao raha²zao satria ra namaky le plainte aho de hita be fa bras long le Ravatomanga Mamy satria tsy misy afaka mikitikitika azy @ maha namana akaiky fa tsy conseiller tsony kosa angamba zany (i.e: matoa tsy miteny HAT de misy kopaka isasahana ao). Ny any ivelany na président na iza na iza de hita fa ambany lalàna daolo ary refa manao ny tsy rariny de mandalo fanadihadiana sy fitsarana tsy misy ankanavaka qqsoit les fautes commises (enrichissement illicite, trafic d'influence, blanchiment ect.)Ary ny eto Madagascar, manao ahoana? zay milaza ny marina na ny akaiky de prison no miandry, nefa tokony hisy aloha ny investigation zay vo miditra @ emprisonnement ary tokony aely hita-poko hita-pirenena iany koa ny résultat tahaka zay nanaovany le hadihadiana azy e! fa tsy ny sosombitsombim-bao² fotsiny no deraderaina atsy sy aroa ra tena milaza fa manana raison izy. Ary de zahay ko mino fa manana sofiny zao Atra ao zao ka na ho ela na ho haingana de ho avy ny tour-ny; mijinja zay nafafy ny ts1-1 ary tsy maitsy ho izany, fa ratsy ny fiafaran'ny ratsy fanahy.
Mpitoriteny 3:1a " Ny filaharan'ny zavatra samy amin'ny fotoany avy sy ny mbola hitsaran'Andriamanitra ny ratsy fanahy"

Visiteur

#7

2013-05-09 12:47

Ces pilleurs doivent rendre des comptes aux Malagasy

Visiteur

#8

2013-05-09 15:25

Que justice soit faite!!!