PLAINTE COLLECTIVE

marye

/ #6 natao ho an'iza izany ny HAT ?

2012-12-19 10:29

Eny, ny marina tsy mba maty tokoa, kanefa manome vahana loatra ny ratsy ny fanginana ra zao, aiza ho aiza zany ny HAT @zao raha²zao satria ra namaky le plainte aho de hita be fa bras long le Ravatomanga Mamy satria tsy misy afaka mikitikitika azy @ maha namana akaiky fa tsy conseiller tsony kosa angamba zany (i.e: matoa tsy miteny HAT de misy kopaka isasahana ao). Ny any ivelany na président na iza na iza de hita fa ambany lalàna daolo ary refa manao ny tsy rariny de mandalo fanadihadiana sy fitsarana tsy misy ankanavaka qqsoit les fautes commises (enrichissement illicite, trafic d'influence, blanchiment ect.)Ary ny eto Madagascar, manao ahoana? zay milaza ny marina na ny akaiky de prison no miandry, nefa tokony hisy aloha ny investigation zay vo miditra @ emprisonnement ary tokony aely hita-poko hita-pirenena iany koa ny résultat tahaka zay nanaovany le hadihadiana azy e! fa tsy ny sosombitsombim-bao² fotsiny no deraderaina atsy sy aroa ra tena milaza fa manana raison izy. Ary de zahay ko mino fa manana sofiny zao Atra ao zao ka na ho ela na ho haingana de ho avy ny tour-ny; mijinja zay nafafy ny ts1-1 ary tsy maitsy ho izany, fa ratsy ny fiafaran'ny ratsy fanahy.
Mpitoriteny 3:1a " Ny filaharan'ny zavatra samy amin'ny fotoany avy sy ny mbola hitsaran'Andriamanitra ny ratsy fanahy"