Liberté Fahazavana


Visiteur

/ #2

2011-05-12 06:12

Andro maro, volana maro no niaretana izao zavatra izao. Efa ho taona iray sahady ilay fisedrana mahamay. Ho ahy izay ao amin'ny Radio Fahazavana dia tsapako fa ny herin'ny Tompo dia tanterahiny amin'ny fahalemena.
Voninahitra anie ho Azy Mandrakizay